Une nuit pas comme les autres

Bonsoir,

En cette nuit pas comme les autres, je voudrais simplement vous souhaiter joyeux noel.
C’est vrai, tous les ans, nous célébrons Noel… et chacun de sa façon. Mais chaque Noel se veut particulier… et chaque Noel passé est voué à être oublié pour pouvoir en célébrer un autre… avec plus de recueillement.
Cette nuit n’est pas donc comme les autres nuits, ce Noel n’est pas comme les autres noels.
Qu’en ce Noel particulier, Dieu vous comble de joie et de paix.

Eugene
Italie

Sudoku

Raikitra mafy mihitsy ny fifaninananay sy Hanta amin’ny resaka sudoku ao antrano. Efa latsaky ny 10 minitra no anaovako ny sudoku amin’ny ankapobeny (amin’ilay boky Sudoku iny)
Nieritreritra ny hanamboatra classe @ php mampiasa sudoku aho fa kay efa nisy nahavita.

Ny Fiangonana sy ny Homo

Vao nivoaka tamin’ny herinandro lasa iny ny fanamafisan’ny Fiangonana ny fomba fifandraisany amin’ireo izay manana tendances homosexuelles. Ny nohamafisina tamin’izany indrindra dia ny fandavana ny fanamasinana an’ireo seminarista izay hita fa manana an’io tendance io. Miteraka resabe eo anivon’ny samy Katolika ary indrindra ireo tsy Katolika io resaka io. Manana ny rariny ve sa tsia ny Fiangonana? Miverina amin’ny andro taloha ve? sns.
Inoako fa tsy fanosehana velively ny homosexuels na fanilikilihana azy ireo akory izao ataon’ny Fiangonana izao. Mila hafenoana ny