Epreuves

Nandalo fitsapana ny namana serasera tamin’iny herinandro lasa iny. Nodimandry i Manjakely (Manon) rehefa avy tsy salama nandritra ny fotoana elaela… dia namoy ny reniny koa i Fanja (op ao amin’ny chat). Amin’ny fotoana toa izao dia tsy hitako matetika izay atao. Sedrain’ny zava-mitranga toa izao ny finamanana virtuel… dia hita hoe virtuel tokoa. Eny e, afaka mandefa hafatra, afaka miantso sns… fa mbola mijanona ho namana virtuel ihany. Tsy fantatro akory ny tarehin’i Manjakely, tsy mbola hitako vatana akory i Fanja… kanefa namako, ary namana heveriko ho akaiky. Ny azoko atao dia ny mivavaha ho azy ireo.
 
Annunci

Rispondi

Inserisci i tuoi dati qui sotto o clicca su un'icona per effettuare l'accesso:

Logo WordPress.com

Stai commentando usando il tuo account WordPress.com. Chiudi sessione / Modifica )

Foto Twitter

Stai commentando usando il tuo account Twitter. Chiudi sessione / Modifica )

Foto di Facebook

Stai commentando usando il tuo account Facebook. Chiudi sessione / Modifica )

Google+ photo

Stai commentando usando il tuo account Google+. Chiudi sessione / Modifica )

Connessione a %s...