Iny zandriko iny

Tena zendana foana aho isaky ny mamaky ny blog-n’i hasy http://hasiniaina.blogspirit.com
Fohy ny lahatsoratra apetrany… fa manan-danja. Ho ahy aza dia tsapako hoe manan-danja vao mainka ho azy? Anisan’ny nanaitra ahy koa ny tena ahatsiarovany ny antsipirihan’ny dingam-piainany… kanefa mbola tsy ni-blog izy tamin’izany. Midika izany fa misy lanjany lehibe eo amin’ny fiainany daholo ireny nandalovany ireny. Ny ahy inona no mba tadidiko???
31 desambra 1972 – Teraka (hono fa zah tsy nahatadidy an’izany)
29 mey 1976 – Batemy (satria niaraka daholo zahay telolahy)
6 Juillet 1980 – Komonio voalohany (mila vérifier-na io fa inoako fa marina)
komonio solanela tsy tadidiko
Konfirmasio tsy tadidiko koa fa mbola ho tadidiko

Misaotra razandry

Annunci

One thought on “Iny zandriko iny

  1. tena androany aho vao namaky ity voasoratra ato @ blog-n’i Hery ity. Tsapako hoe mifanakaiky izany isika na de mifanalavitra aza ny toerana misy antsika. Eo tokoa ilay ra iraisana
    24 Mai 1987, Konfirmasio. Niaraka koa isika t@ io.

Rispondi

Inserisci i tuoi dati qui sotto o clicca su un'icona per effettuare l'accesso:

Logo WordPress.com

Stai commentando usando il tuo account WordPress.com. Chiudi sessione / Modifica )

Foto Twitter

Stai commentando usando il tuo account Twitter. Chiudi sessione / Modifica )

Foto di Facebook

Stai commentando usando il tuo account Facebook. Chiudi sessione / Modifica )

Google+ photo

Stai commentando usando il tuo account Google+. Chiudi sessione / Modifica )

Connessione a %s...