Androany indray

Androany indray aho vao nanoratra tato taorian’ny Tsunami serasera.org
(http://fanovana.blogspot.com)
Nahafinaritra ny fivavahana natao niaraka tamin’ny eveka bedabe 14 no
hitako teny amin’ny Trinitera (teny amin’i P. Angelo) androany. Ny
kardinaly no nitarika ny lanonana.
Mbola mivoaka avy aty Rome ny radiovazogasy amin’izao fotoana izao fa
nivika ny pc an’i Lanto sy JM… de mba nanao animation kely teo 🙂
zesta.
Kiii simba le koussskousss iray koveta beeee 😦 snif.

Annunci

Rispondi

Inserisci i tuoi dati qui sotto o clicca su un'icona per effettuare l'accesso:

Logo WordPress.com

Stai commentando usando il tuo account WordPress.com. Chiudi sessione / Modifica )

Foto Twitter

Stai commentando usando il tuo account Twitter. Chiudi sessione / Modifica )

Foto di Facebook

Stai commentando usando il tuo account Facebook. Chiudi sessione / Modifica )

Google+ photo

Stai commentando usando il tuo account Google+. Chiudi sessione / Modifica )

Connessione a %s...