Ny ato ampiasana

Niverina kalou ny tel de efa ok am’zao.
Tena manjary misy télé ato ampiasako satria mbola tsy nahita trano hipetrahana aho dia tehiriziko ato daholo ny télé sy ny magnetoscope ary ny ordi. De lasa SDF zany Hihihi… fa ny antony tsy hakàko trano maimaika mantsy dia mbola miandry andry Lova mba hiara-mipetraka. Amin’izay mba hitambarana ny hofantrano sady mba mahazo trano lehibebe dia mety hisy zavatra maromaro azo atao any aoriana any.

Tonga hiasa ato ihany koa i Melina. Ho vita daholo indray ny traduction-n’ny sites… hatomboka amin’ny salveroma aloha dia avy eo ampidirina amin’ny tontolon’ny solaitra izy dia angonina izay vita traduction. Izay aloha no hatao mandra-pahatongan’ny documents hampidirina @ ecclesiainafrica.

Annunci

Rispondi

Inserisci i tuoi dati qui sotto o clicca su un'icona per effettuare l'accesso:

Logo WordPress.com

Stai commentando usando il tuo account WordPress.com. Chiudi sessione / Modifica )

Foto Twitter

Stai commentando usando il tuo account Twitter. Chiudi sessione / Modifica )

Foto di Facebook

Stai commentando usando il tuo account Facebook. Chiudi sessione / Modifica )

Google+ photo

Stai commentando usando il tuo account Google+. Chiudi sessione / Modifica )

Connessione a %s...