To fo – Tout fou

[Personal]
Misy fitenin’ny malagasy hoe ny "ny hendry mody voky… fa ny to fo mamosavy". (sa diso)? Ilazana ny olona izay mitahiry am-po ny fifandirana na ny zavatra nitranga. Dia tsy mety manaiky fihavanana mihitsy. Tout fou, adala tanteraka, no iheverako ny olona toa izany.
Ohatra anakiray fotsiny fa vao nolazain’i Hanta ahy androany. Niantso andry Mamy sy Holy hono izy satria hoe teraka lahy dia zara raha namaly bonjour dia nanao grazie dia notapahiny. Zah tsy hiteny hoe "kanefa kristianina" satria manjary mitovy firesaka @ Boccea eo 🙂 … fa hafahafa ihany. Efa nandefa sms tany koa i Hanta tamin’ny androtry ny nahaterahan’ilay Arofitiavana… fa tsisy na grazie aza. Dia izany ve no hanabeazana ny zaza nomen’Andriamanitra?
Raha ohatra ka nanao ratsy azy i Hanta dia rariny ihany raha tout fou izy fa tsy hitako hoe inona ilay ratsy natao.
Mahereza amin’ny tsy fitiavana e… fitiavana toa inona no arovana?

Annunci

Rispondi

Inserisci i tuoi dati qui sotto o clicca su un'icona per effettuare l'accesso:

Logo WordPress.com

Stai commentando usando il tuo account WordPress.com. Chiudi sessione / Modifica )

Foto Twitter

Stai commentando usando il tuo account Twitter. Chiudi sessione / Modifica )

Foto di Facebook

Stai commentando usando il tuo account Facebook. Chiudi sessione / Modifica )

Google+ photo

Stai commentando usando il tuo account Google+. Chiudi sessione / Modifica )

Connessione a %s...