Re la mer :-)

Nanomboka soa amantsara indray ny fandehanana any an-dranomasina. Zah, Hanta, Ma, Lova, Voahirana, Minou, Andry, Heryvavy no nandeha voalohany tany omaly… Nahafinaritra ny fiarahana. Ho avy indray izany ny ekipa solida… na dia be aza ny wawawa. Nitondra sakafo izahay. I Hanta nitondra Riz cantonné, Voahirana nitondra akoho, dia i Ma koa nitondra akoho mafilotra, salady, bek’s… sns Tsara kah… hiverimberenana isankerinandro 🙂
Ho avy tsy ho ela ny sary.


Hery
"Tsiky dia ampy"
Tel +39 338 744 2412

Annunci

Rispondi

Inserisci i tuoi dati qui sotto o clicca su un'icona per effettuare l'accesso:

Logo WordPress.com

Stai commentando usando il tuo account WordPress.com. Chiudi sessione / Modifica )

Foto Twitter

Stai commentando usando il tuo account Twitter. Chiudi sessione / Modifica )

Foto di Facebook

Stai commentando usando il tuo account Facebook. Chiudi sessione / Modifica )

Google+ photo

Stai commentando usando il tuo account Google+. Chiudi sessione / Modifica )

Connessione a %s...