111695471368559364

Sendra nahita PalmV mora be zah (domasy imbaltulim pilik) dia novidiako na dia efa ôkazy ihany aza. Mandeha tsara kah… solon’ilay anah simba iny izany io amin’izao aloha.

Annunci