Ratzinger – Papa Benoit XVI

Vao nivoaka ny setroka fotsy dia hazakazaka nandeha nameno ny Piazza
San Pietro ny olona… dia mba teny koa aho. I Hanta no ni-tel ahy
nilaza hoe setroka fotsy… izaho ho any ampiasana tamin’io avy any
amin’ny UCSEI. dia naka 64 niverina malaky. Feno be ny 64 satria
nirohotra ho any daholo ny olona. Tonga soa amantsara tao ihany aho
ary nahita tsara ny filazana hoe “Habemus papam” … ie Ratzinger.
Dia nipoitra i Ratzinger nony avy eo… Papa Beoit XVI no anarana
nofidiny noho izy teraka ny 16 avril, fetin’ny St. Benoit.
Hafaliana sy horakoraka no nameno ny Piazza… nahazo papa vaovao.
Betsaka sahady ny resaka mandeha hoe conservateur sns… dia hoy aho
hoe aleo hiasa dia ho hita.

Annunci

Rispondi

Inserisci i tuoi dati qui sotto o clicca su un'icona per effettuare l'accesso:

Logo WordPress.com

Stai commentando usando il tuo account WordPress.com. Chiudi sessione / Modifica )

Foto Twitter

Stai commentando usando il tuo account Twitter. Chiudi sessione / Modifica )

Foto di Facebook

Stai commentando usando il tuo account Facebook. Chiudi sessione / Modifica )

Google+ photo

Stai commentando usando il tuo account Google+. Chiudi sessione / Modifica )

Connessione a %s...