Tiako ianao na izy
No tonga tao alohako
Nambabo ny fonao
No tonga tao alohako
Nambabo ny fonao
Tiako ianao na azy
Ny sento sendra reko
Rehefa mifandao
Tiako ianao na aminy
No iantefan’ireo
Teny mamy rehefa miaraka
Tiako ianao na dia…
Tsy ho ahy mandrakizay
Fa tsy maintsy mbola hisaraka
Annunci